Ny famotsoran-kaba mihatra amin’ny sidina Tsaradia rehetra dia 5 hatramin’ny 10 kilao raha anaty kabinina ary 10 hatrain’ny 32 kilao raha any amin’ny fitoeran’entana, arakaraky ny kabinina sy ny filazam-bidy nosafidiana.
Kabinina | Sokajina filazam-bidy | Famotsoran-kaba |
---|---|---|
Privilège (J) | Privilège Flex | Kabinina : entana tokana milanja10 kilao Fitoeran’entana : entana tokana milanja 30 kilao |
Loisirs (Y) | Liberté | Kabinina : entana tokana milanja 5 kilao Fitoeran’entana : entana tokana milanja 20 kilao |
Découverte | Kabinina : entana tokana milanja 5 kilao Fitoeran’entana : entana tokana milanja20 kilao | |
Coup de coeur | Kabinina : entana tokana milanja 5 kilao Fitoeran’entana : entana tokana milanja 20 kilao | |
Légèreté | Kabinina : entana tokana milanja 5 kilao Fitoeran’entana : 0 kilao | |
Roso e ! | Kabinina : entana tokana milanja 5 kilao |
Fantaro ihany koa ny fepetra mifehy ny fitaterana :
- Etana manokana
- Entana mihoatra refy
- Biby
Ary ireo zavatra tsy azo aondrana ambony fiaramanidina