Zahao ireo fandaharan'ny sidina misy androany. Ny ora fiaingàna sy ny ora fahatongavana ary zahao ireo zotra sahanin'ny Air Madagascar. Ireo fanampim-panazavana momban'ny fandaharan'ny sidina dia hita ao amin'ny tranonkalan'ny sidina Tsaradia. Zahao ireo ora miainga avy Antananarivo sy ny oran'ny sidina miainga any amin'ny faritra.
Fantaro ireo karazana tolotra misy eto amin'ny Tsaradia. Safidio ny tolotra mora, na ny tapakila ahafahana manova daty, na azo angatahana famerenam-bola.
Ny entana entina amin’ny sidina TSARADIA dia voafaritry ny fitsipika mametra ny isan’entana. Ireo famotsoran-kaba voasoratra ao amin’ny tapakilanao irery ihany no azo ekena.
Eo am-pihaviana amin’ny fiandraiketana, dia hotakiana aminao ny taratasy momba anao (karapanondrompirenena na pasipaoro mbola manankery) sy ny tapakilanao.
Tsaradia dia nametraka tolotra mifanaraka amin'ny filan'ny olona mila fanampiana manokana na olona manana fahasahiranana, na fahasembanana.
Ho fisorohana ny fihanaky ny valan'aretina Covid-19 dia misy ireo fepetra noraisin'ny kompania Tsaradia ho an ireo sidina eto Madagasikara
Mandefasa entana eraky Madagasikara amin'ireo sidina Tsaradia
Ny foibe fandraisanay antso eto Madagasikara dia azonao antsoina amin’ny laharana (+261) 20 23 444 44. Fantaro ihany koa ireo laharan’ireo sampana manokana
Ireo adiresy, ny laharan-taroby sy ny ora fandraisan’ireo masoivoho TSARADIA eto Madagasikara
Retrouvez les questions fréquemment posées par nos voyageurs.