Fandrio Réservez un vol Ny tapakilako Safidio ireo tolotra Ny sidina mora Ny famandrihako toerana Fantaro La classe "Privilège" Tsaradia Le Lounge Tsaradia Ny tambajotranay Ireo toeran-kalehanay Ny fandaharan'ny sidina Fanomanana Entana Firaketana mialoha ny fiondranana Taratasy momba ny dia Fiaramanidina sy kabinina Fenitra ara-pahasalamana Sakafo haroso Entana Ny zotra mitondra entana manaraka Famandrihana Produits et services Envois spéciaux Expédition et réception Contacts et horaires Tsaradia Vaovao farany Ny mombamomba anay Le groupe Air Madagascar Fifandraisana Masoivoho Recrutement My Capricorne
Famandrihana nataoko

Araraoty ireo tolotray misy fihenam-bidy

Tsaradia manolotra anao ireo tolotra tsara indrindra amin'ireo toerana iraika ambin'ny folo eto Madagasikara

Ireo tolotray rehetra misy fihenam-bidy

Ampiasao ny sivana hijerenao ireo tolotra misy ireo fihenam-bidy mifandraika amin'ny filànao

Raha hisoratra anarana amin'ny taratasy fampitam-baovaonay

Raiso ny tolotra manokana omenay, ireo fampahafantarana ihenam-bidy samihafa ary ny taratasy fampitaom-baovao narafitra manokana ho anao.

Zahao ireo toeran-kalehanay

Manomboka ao Antananarivo ambohi-pihaonan'ireo sidina, Tsaradia dia manatanteraka ireo sidina isan'andro mankany amin'ny toerana roa ambinifolo eto Madagasikara.

Tsaradia amin'ny isa

Tsaradia dia ilay sampana iray an'ny kaompaniam-pitaterana nasionaly Air Madagascar.

Niforona ny 18 janoary 2018, misahana ny fitaterana olona sy entana eto anatiny izy.

272
ireo Mpiara-miasa
12
ireo toerana aleha
75
ireo sidina isan-kerinandro

* Filazam-bidy amin’ny vola euro, arakaraky ny sanda manan-kery ny androtr’iny – Miaraka amin’ny haba – Miankina amin’ny fisiany – Mety hisy fiakarana tsy voalaza mialoha

 Malagasy