Fandriho ny toerana Réservez un vol Ny sidinao Ireo tolotra manokana omenay Ny famandrihako toerana Fantaro La classe "Privilège" Le Lounge Tsaradia Ny tambajotranay Ireo toeran-kalehanay Ny fandaharan'ny sidina Omany ny dianao Fiaramanidina sy kabinina Entana Firaketana mialoha ny fiondranana Taratasy momba ny dia Sakafo haroso Tsaradia Ny mombamomba anay Vaovao farany Fifandraisana Masoivoho My Capricorne
Vaovao farany

Tsaradia dia manolotra anao ny tolotra « Roso e »

[Translate to Malagasy:]

Miaraka amin'ny "Roso e", manana 2 andro ianao hahazoana fihenambidy hatramin'ny 50% amin'ny vidin'ny sidina

Araraoty ny tolotra "ROSO E" !

2 andro ihany no hahafahanao mahazo ireo "tarifs" mora indrindra amin'ireo sidina tanterahin'ny Tsaradia !

Mahazoa fihenam-bidy 20%* hatramin'ny 50%* isaky ny mividy tapakila ao amin'ny kilasy "loisirs", amin'ireo zotra mankany manaraka ireto :

Antananarivo <-> Toliara 
Antananarivo <-> Nosy be
Antananarivo <-> Tolagnaro
Fandrio dieny izao ary ny toerana !

Fepetran'ny tolotra :

* Tolotra voafetra, miankina amin’ny fisiany 
fihenam-bidy 20 hatramin'ny 50%  amin'ny 'tarif' TTC an'ny "tarif d'appel" (classe K)
Fotoana fivarotana : 19 hatramin'ny 20 febroary 2019
Manan-kery amin'ireo sidina hatramin'ny 10 Martsa 2019
Entana voafetra : 5kg amin'ny "cabine" ary 20kg ao amin'ny "Soute"
Tarif tsy "modifiable" ary tsy "remboursable"
ankizy (- de 4ans) : fihenam-bidy 25%
zazakely : fihenam-bidy 90%
Bébés : 90% de réduction

Fiverenana amin'ny lisitry ny vaovao farany

* Filazam-bidy amin’ny vola euro, arakaraky ny sanda manan-kery ny androtr’iny – Miaraka amin’ny haba – Miankina amin’ny fisiany – Mety hisy fiakarana tsy voalaza mialoha