Famandrihana Hividy tapakila Tsaradia Hividy tapakila miaraka ami'ny Air Madagascar Ny sidina mora Fantaro Guide Prime Media Ireo toeran-kalehanay Collation à bord Fanomanana Ny fandaharan'ny sidina Enregistrement en ligne Karazana tolotra misy eto amin'ny Tsaradia Entana Taratasy momba ny dia Fanampiana manokana ho an'ny tsy salama Fenitra ara-pahasalamana entana alefa Fifandraisana amin'ny Tsaradia Masoivoho Foire aux questions Madagascar Airlines Vaovao farany Madagascar Airlines Le groupe Air Madagascar Momba ny Tsaradia My Capricorne Recrutement
entana alefa

Fangatahana famandrihana "fret"

Raha te hamandrika na hahafantatra momban'ny "fret"

  • Raha lehibe ny fonosana na manana lanja somary ambany ihany noho ny habeany dia homena vidiny manokana. Izany no iangaviana anao hamaritra hatrany ny refin'ny fonosana rehefa manao fangatahana mba hahazoana antoka fa hahazo ny vidiny mirary indrindra. Ny lanjany sy ny habeanydia manaraka ny tahan'ny 1kg = 6dm3
  • Na inona na inona ny lanjan'ny fandefasana, misy sarany kely indrindra hapetraka. Ny sarany kely indrindra dia ampiharina amin'ny fonosana kely misy refy 25 x 18 x 08 cm ihany. Jereo ireo karazana sarany misy raha te hahalala bebe kokoa ianao.
  • Ho voarainao ao anatin'ny 48 ora (andro fiasana) ny valiny, hampahafantatra anao ny fahafetezana sy ny fepetra takin'ny fangatahanao.
  • Jereo ireo numearao ahazoana an'ny Tsaradia

Demande de cotation fret

Nom de l’expéditeur*
Nom du destinataire*
Aéroport de départ*
Aéroport de Destination*
Si destination à Madagascar
Date d’expédition souhaitée*
Sur le prochain vol
Nature de la marchandise*
Si DGR veuillez indiquer le numéro UN ou Classe de votre marchandise
Nombre de colis*
Poids (kg)*
Dimensions (L x l x h) cm*
Votre contact email*
Téléphone*
VOUS ÊTES ?
Votre requête*
 Malagasy