Fandrio Sidina nahemotra nohon'ny Covid-19 Réservez un vol Ny tapakilako Ireo tolotra atolotry ny Tsaradia Ny sidina mora Ny famandrihako toerana Fantaro La classe "Privilège" Tsaradia Le Lounge Tsaradia Ny tambajotranay Ireo toeran-kalehanay Ny fandaharan'ny sidina Fanomanana Fenitra ara-pahasalamana Fiaramanidina sy kabinina Entana Firaketana mialoha ny fiondranana Taratasy momba ny dia Sakafo haroso Entana Prochains vols cargo Famandrihana Produits et services Envois spéciaux Expédition et réception Contacts et horaires Tsaradia Vaovao farany Ny mombamomba anay Fifandraisana Masoivoho Recrutement My Capricorne
Fanomanana

Fiaramanidina sy kabinina

TSARADIA dia mandeha any amin’ireo toerana lehibe eto amin’ny nosy ary mampiasa ATR efatra sy DHT roa izay azy manokana, ary koa B737 iray an’ny Air Madagascar sy ATR iray an’ny EWA, samy  kaompania mpiara-miombon’antoka .

Ny B737 sy ny ATR 72 dia misy kilasy roa azo isafidianana: ny kilasy Privilège sy ny kilasy Loisirs.

ATR72-500

[Translate to Malagasy:] Vols domestiques Madgascar en ATR Tsaradia
  • Vitesse moyenne de croisière : 480 km/h
  • Rayon d’action : 1 324 km
  • Charge offerte maxi : 7 100 kg
  • 8 sièges en classe Privilège
  • 62 sièges en classe Loisirs
  • Réseau desservi : intérieur

Twin Otter

  • Vitesse moyenne de croisière : 270 km/h
  • Rayon d’action : 750 km
  • Charge offerte maxi : 1850 kg
  • 19 sièges en classe Loisirs
  • Réseau desservi : intérieur

* Filazam-bidy amin’ny vola euro, arakaraky ny sanda manan-kery ny androtr’iny – Miaraka amin’ny haba – Miankina amin’ny fisiany – Mety hisy fiakarana tsy voalaza mialoha

 Malagasy