Fandrio Hividy tapakila Ny tapakilako Safidio ireo tolotra Ny sidina mora Ny famandrihako toerana Fantaro Ny fandaharan'ny sidina La classe "Privilège" Tsaradia Le Lounge Tsaradia Ny tambajotranay Ireo toeran-kalehanay Fanomanana Entana Firaketana mialoha ny fiondranana Taratasy momba ny dia Fiaramanidina sy kabinina Fenitra ara-pahasalamana Entana Contacts et horaires Ny zotra mitondra entana manaraka Famandrihana Produits et services Envois spéciaux Expédition et réception Tsaradia Vaovao farany Ny mombamomba anay Le groupe Air Madagascar Fifandraisana amin'ny Tsaradia Masoivoho Recrutement My Capricorne
Fandrio

Ny famandrihako toerana

Azonao atao ny mijery ny famandrihanao amin’ny fotoana rehetra sy manova ny datin’ny dianao eto amin’ny tranonkala na mitondra ireo fiovàna farany mombamomba anao.

TEST COVID-19 OBLIGATOIRE AVANT LE VOL


A compter des vols du 05 Juin 2021, tous les passagers (vaccinés ou non-vaccinés) devront effectuer un test Covid-19. Ceci faisant suite aux nouvelles dispositions déclarées par le président de la république de Madagascar le 30 Mai 2021. Le test est gratuit. 

Pour les passagers au départ d'Antananarivo :

  • Les tests Covid-19 se feront le jour du vol pour les passagers au départ d’Antananarivo vers les provinces. La mise à disposition des résultats est immédiate.
  • Les passagers au départ d'Antananarivo doivent se présenter à l’aéroport pour effectuer leur test 3h avant leur vol.
  • Les passagers au départ d’Antananarivo doivent présenter un certificat de test covid-19 avec une preuve de négativité avant de pouvoir embarquer.

Pour les passagers au départ des provinces :

  • Les passagers au départ de Morondava, de Taolagnaro, d’Antsiranana, de Toliara, de Maroantsetra de Sainte Marie vers Antananarivo feront leur test à l’arrivée à Antananarivo, à l’aéroport d’Ivato. 
  • La mise à disposition des résultats est immédiate avec les tests antigéniques.
  • En cas de résultat positif, le passager sera pris en charge par les administrations sanitaires de l’aéroport.

Zava-dehibe tsara ho fantatra mahakasika ny fanovana atao eto

Ny fanovàna ny famandrihana dia:

  • Azo atao avy hatrany aorian’ny fividianana ny tapakila
  • Misy fiantraikany amin’ny mpandeha rehetra  samy ao anatin’ny antontan-taratasy famandrihana iray
  • Mety tsy ahazoana alalana, na mitarika fampiharana fepetra henjana na fanefàna sarany ambony ampanga

Tsy mahakasika ny tapakila Tsaradia avoakan’ireo kaompania hafa ny fikarakarana ataonay eto. Tsy raisinay an-tànana eto ihany koa ny fanovàna ny tapakila avoakan’izy ireo. 

Midira amin’ny faritra voatokana ho anao

Ho hitanao ao ny antsipiriany mahakasika ny dianao: ora, fepetra mahakasika ny tapakilanao, ny famotsoran-kaba ahazoana alalana, sns..
Azonao atao ny manova ny mombamomba anao ahafahanao mahalala izay tokony ho fantatra

* Filazam-bidy amin’ny vola euro, arakaraky ny sanda manan-kery ny androtr’iny – Miaraka amin’ny haba – Miankina amin’ny fisiany – Mety hisy fiakarana tsy voalaza mialoha

 Malagasy