Fandriho ny toerana Réservez un vol Ny sidinao Ireo tolotra manokana omenay Ny famandrihako toerana Fantaro Ny tambajotranay Ireo toeran-kalehanay Ny fandaharan'ny sidina Omany ny dianao Fiaramanidina sy kabinina Entana Firaketana mialoha ny fiondranana Taratasy momba ny dia Restauration à bord Tsaradia Ny mombamomba anay Vaovao farany Fifandraisana Masoivoho My Capricorne

Araraoty ireo tolotray misy fihenam-bidy

Tsaradia manolotra anao ireo tolotra tsara indrindra amin'ireo toerana iraika ambin'ny folo eto Madagasikara

Ireo tolotray rehetra misy fihenam-bidy

Ampiasao ny sivana hijerenao ireo tolotra misy ireo fihenam-bidy mifandraika amin'ny filànao

Raha hisoratra anarana amin'ny taratasy fampitam-baovaonay

Raiso ny tolotra manokana omenay, ireo fampahafantarana ihenam-bidy samihafa ary ny taratasy fampitaom-baovao narafitra manokana ho anao.

Zahao ireo toeran-kalehanay

Manomboka ao Antananarivo ambohi-pihaonan'ireo sidina, Tsaradia dia manatanteraka ireo sidina isan'andro mankany amin'ny toerana roa ambinifolo eto Madagasikara.

Tsaradia amin'ny isa

Tsaradia dia ilay sampana iray an'ny kaompaniam-pitaterana nasionaly Air Madagascar.

Niforona ny 18 janoary 2018, misahana ny fitaterana olona sy entana eto anatiny izy.

243
ireo Mpiara-miasa
11
ireo toerana aleha
130
ireo sidina isan-kerinandro

* Filazam-bidy amin’ny vola euro, arakaraky ny sanda manan-kery ny androtr’iny – Miaraka amin’ny haba – Miankina amin’ny fisiany – Mety hisy fiakarana tsy voalaza mialoha