La dénomination simple Madagascar Airlines reflète le positionnement de la compagnie et véhicule les valeurs qu’elle porte.
Fanaovana ny fahafaham-pon’ny mpanjifa ho laharana voalohany amin’ny zava-kinendry
Am-pahavitrihana sy amim-pahavarana fatratra no anaovan'ny Tsaradia ho vaindohan-draharahany ny mana- kaiky ny mpanjifa sy ny manao izay hahafa-po ny ilainy sy andrasan’'izy ireo.
Ny maha matihanina
Ny hampandry ivohon'ny vato, ny fahamarinam- potoana, ny asa tsy misy tomika ary ny fomba fiasa lavorary no man drafitra ny lahasan'ny Tsaradia.
Ny fahaiza-manaon'ny Malagasy sy ny fiantsorohana adidy amin'ny firenena
Miasa ho an'ny fampivelarana ara-toekarena sy ara- pizahantanin’i Madagasikara I Tsaradia, mba ho fampandrosoana ny mponina ao aminy sy ho fiarovana ny tontolon-javaboahary mampiavaka azy.