Famandrihana Hividy tapakila Tsaradia Hividy tapakila miaraka ami'ny Air Madagascar Ny sidina mora Fantaro Guide Prime Media Ireo toeran-kalehanay Collation à bord Fanomanana Ny fandaharan'ny sidina Enregistrement en ligne Karazana tolotra misy eto amin'ny Tsaradia Entana Taratasy momba ny dia Fanampiana manokana ho an'ny tsy salama Fenitra ara-pahasalamana entana alefa Fifandraisana amin'ny Tsaradia Masoivoho Foire aux questions Madagascar Airlines Vaovao farany Madagascar Airlines Le groupe Air Madagascar Momba ny Tsaradia My Capricorne Recrutement
Fifandraisana amin'ny Tsaradia

Raha hangataka famerenam-bola

Takelaka fangatahana fanovana na famerenam-bola

Ny fangatahanao
Antsipirian'ny fangatahanao
Momban'ny tapakila
Civilité
Anaran'ny mpandeha*
Laharan'ny tapakila na dosie*
Datin'ny sidina voalohany*
Fifandraisana amin'ny mpandeha
Adresse postale
Your postal address
Zip code
Ville*
Pays
Adresse Email*
Email adress*
Téléphone

Azonao ampiasaina ity takelaka ity mba hangatahana famerenanam bolan'ny tapakila novidina.

Ny famerenana dia efa-bolana manomboka amin'ny fotoana nandraisana ny fangatahanao.

  • Raha teo anivon'ny "Agence de voyage" ianao no nividy tapakila dia any ihany no alefa ny fangatahanao.
  • Raha nividy ny tapakila teo amin'ny masoivoho Tsaradia ianao dia azonao atao ny mandefa ny fangatahanao ao amin'ny masoivoho Tsaradia.
  • Raha nividy ny tapakilan'ny tamin'ny tranokalan'ny Tsaradia ianao dia :
    • Ny famerenam-bola dia hatao amin'ny alàlan'ny taratasim-bola na vola eo anivon'ny masoivoho Tsaradia raha toa ka tamin'ny alàlan'ny vola Mobile (Orange Money, MVola).
    • Ho an'ny fandoavam-bola amin'ny Visa na Mastercard, ny vola dia averina amin'ny alàlan'ny famindram-bola amin'ny banky
    • Ilaina amin'ny famerenam-bola koa ny antontan-taratasy mamantatra ny mpangataka famerenam-bola. Anisan'izany ny taratasy nosoratana sora-tanana, kara-panondro na pasipaoro, RIB ho an'ny famerenam-bola amin'ny alàlan'ny famindrana eo amin'ny banky).

Mba hahafantarana ny fepetra amin'ny famerenam-bola dia vakio ny "conditions générales de vente". Voatanisa ao anaty ny fepetra momba ny tapakila novidianao

Centre d’appels Madagascar :
+261 20 23 444 44

Les informations recueillies font l’objet d’un traitement informatique destiné à répondre à vos attentes. Les destinataires des données sont salariés de Madagascar Airlines. Conformément à la loi « informatique et libertés » du 6 janvier 1978, vous bénéficiez d’un droit d’accès, de rectification, de suppression ou d’opposition sur les informations qui vous concernent. Ces droits s’exercent par courrier à l’adresse : Tsaradia - « Informatique et Libertés » - La Tour Ankorondrano, 101, Madagascar.

 Malagasy