Fandriho ny toerana Ny sidinao Ireo tolotra manokana omenay Ny famandrihako toerana Fantaro Ny tambajotranay Ireo toeran-kalehanay Ny fandaharan'ny sidina Omany ny dianao Fiaramanidina sy kabinina Entana Firaketana mialoha ny fiondranana Taratasy momba ny dia Tsaradia Ny mombamomba anay Vaovao farany Fifandraisana Masoivoho
Fantaro

Ny fandaharan'ny sidina

Zahao amin’ny fomba tsotra ny daty sy ny oran’ny sidina Tsaradia amin’ny alalan’ny famenoana ny faritra etsy ambany. Fenoy ny toerana hiaingàna sy hovantaninao ary ny fotoana hanatanterahanao ny dianao.

Vanim-potoana :

Vanim-potoana be mpandeha :

  • Ny 1 Janoary ka hatramin’ny 10 Janoary
  • Ny 10 Jolay ka hatramin’ny 11 Septambra
  • Ny 1 Novambra ka hatramin’ny 30 Novambra
  • Ny 18 Desambra ka hatramin’ny 31 Desambra

Vanim-potoana vitsy mpandeha :

  • Ny 11 Janoary ka hatramin’ny 09 Jolay
  • Ny 12 Septambra ka hatramin’ny 31 Oktobra
  • Ny 1 Desambra ka hatramin’ny 17 Desambra

* Filazam-bidy amin’ny vola euro, arakaraky ny sanda manan-kery ny androtr’iny – Miaraka amin’ny haba – Miankina amin’ny fisiany – Mety hisy fiakarana tsy voalaza mialoha